| Teny iditra | 1 manambitamby |
| Fototeny | 2 tambitamby |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Manafosafo na manehatehaka malefaka amim-pitiavana mba hanala alahelo: Manambitamby zaza manavy
9 Miangavy olona amin' ny fanomezan-javatra na karama, na amin' ny fanaovana izay hahafaly azy: Nanambitamby ahy mafy izy hanohana azy amin' ny fifidianana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 to coax, to cajole
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 cajoler, allécher
[1.3#659, 1.8] 12 caresser, flatter, consoler [1.3#659] |
| Ohatra |
13 Mamerina mandrakotra sy manambitamby azy Rasoa, olon-tiany.
[2.470#56]
14 nanambitamby ny reniny izy ka azony izay nangatahiny (Il a cajolé sa mère, et obtenu ce qu'il demandait) [1.3#659] |
| Mpanahaka | 15 mamalifaly, 16 manafosafo, 17 mandrotsirotsy, 18 manehatehaka, 19 manejokejo, 20 manojikojy, 21 manolikoly, 22 mihontihonty, 23 misafosafo, 24 mitsontsona |
| Ohabolana | 25 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|