Teny iditra (1/5) | 1 tonta |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
5 Fandrika ahazoana voalavo na totozy: Tontam-boalavo [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 a trap [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 piège [1.8] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/5) | 9 tonta |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
11 Ankilany, andaniny: Samy nosazin' ny mpitsara izy roa tonta [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
12 one side of a quarrel [1.7] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/5) | 14 tonta |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
20 Fanjerana zavatra atao miavovona 21 Vono atao amin' ny fively na torabato 22 Famindrana soratra amin' ny taratasy amin' ny alalan' ny lohavy izay ampidirina anaty lasitra ka terena hipetaka sy hiraikitra amin' ny taratasy; fanaovana biriky amin' ny fampidirana tanimanga ao anaty lasitra 23 Fanaovana antontany, fampifanongoavana [1.1] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (4/5) | 25 tonta |
Sokajin-teny | 26 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
27 valamparihy [Tambahoaka]
[1.78] |
Teny iditra (5/5) | 28 tonta |
Sokajin-teny | 29 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
30 Enti-milaza zavatra tsy vao intsony, efa simba [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
31 vieux, usé, détérioré [1.8] |
Mpanahaka | 32 antitra, tranainy, lany andro, ela niasana, ela nanaovana, maintimolaly, mandalambitsika, rovitra, simba, rombina, taloha, efa navalona, lany mondro |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/31 |