Teny iditra |
trano
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Toerana amboarin' ny olombelona hataony fonenana, mipetraka amin' ny fototra, misy rindrina efatra sy varavarana, varavarankely, ary voarakotra tafo: Misy efitra enina ny tranonay Orin-javatra ataon' ny olombelona na ny biby ho fonenana: Tranomborona, tranon-kala, tranon' omby, tranon-takatra, tranon-tsoavaly Fitoerana fasiana zavatra: Tranon' afokasoka, tranom-tsabatra
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A house; a box or frame or housing for something [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Maison étui, cadre [1.3, 1.8]
|
| Palais, habitation, tanière, nid, cocon Fourreau, casiers, boîte [1.3]
|
| Caisse [1.8]
|
| [Sakalava-Mayotte]
[ traño ] Maison [1.405]
|
Ohatra |
1 | Efa akaiky ny trano;
[2.499]
|
2 | Iza iroa andrefan-trano?
[2.131]
|
3 | Nangoraka daholo ny tao an-trano.
[2.324]
|
|
Haiendriteny |
Tsotra : |
trano,
tranoko,
tranonao,
tranony,
tranontsika,
tranonay,
tranonareo,
tranon',
tranon-,
tranom- |
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana |
Lahatsoratra |
|