Teny iditra | voho | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Lamosina [1.78] | |||||||||||||||
Ny ao an-damosina, ny ao ambadika: Asehoy ny vohon-tananao Ny lafy ratsy: Sarin' inona no ao amin' ny vohon' io meday io [1.1] | ||||||||||||||||
Lamosina [1.13] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | The back, the back side [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Le dos; le revers [1.8] | |||||||||||||||
Dos [1.13] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny voho io | |||||||||||||||
Teny iditra | vôho | |||||||||||||||
Sokajin-teny | Tsy lazaina | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] sady [1.78] | |||||||||||||||
[Bara, Tanala] vao [1.78] | ||||||||||||||||
Tovy hevitra | vô | |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05 |
![]() |