|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  voretra
Fototeny  2 retra
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  10 Tsy mahavatra mikarakara na manadio ny tenany sy izay mikasika azy, ka maloto maharikoriko lalandava [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 dirty, untidy; clumsy [1.2, 1.7]
12 inactive [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  13 sale [1.3, 1.8]
14 malpropre; lourd, paresseux, indolent [1.3]
15 en désordre; débraillé [1.8]
Ohatra  16  Ary ny tena tsy rariny dia ny nanenjehana azy ho voretra, nefa ny toby nonenany tsy nisy afa-tsy paompy vitsivitsy. [1.369#]
Tovy hevitra  17 benamboka, betsinamboka, kalaina, kisinina, mikondendy, mikondendina, mikorandendina, mikoretika, mikorontana, misafotaka, misafotofoto, misampotina, misaritaka, misavoritaka, misavorovoro, misomotaka, mitavona, safotetaka, tongovorery, tsymahavatena, vazina, vorery
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 19  voretra
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny frantsay  21 (de mamoretra : avoir des fruits en grappes serrées). Nom donné à plusieurs arbres dont les fruits présentent cette disposition. Surtout :
  • (Merina, Sihanaka) Micronychia taratana (Baker) Capuron Ined. et Micronychia tsiramiramy H.Perrier variété parviflora Capuron Ined. (Anacardiaceae)
  • (Betsimisaraka) Micronychia acuminata Randrian. (Anacardiaceae) ; Petits arbres à feuilles très odoriférantes quand on les froisse. On leur attribue des propriétés cordiales, excitantes. Les fruits bien que non toxiques, sont immangeables, du fait de leur très forte odeur de térébenthine.
[1.196]
Voambolana  22  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22