|
|
|
|

Teny iditra (1/8)1  I    i    
Sokajin-teny  2  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tarehintsoratra fahavalo ary zanatsoratra fahatelo amin'ny abidy malagasy. Raha mamaran-teny ny i dia atao y: Tany. Ny amin'ny feony kosa, dia izao no tsara homarihina: raha ialohan'ny a na i dia atao indray mitonona ny a sy ny i: aina (ai - na) afa-tsy raha tovona nya eo aloha, ka amin'ny izay kosa dia mitonona misaraka izy roa: ailika (a - i - lika).
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] La huitième lettre de l'alphabet malgache et la troisième des voyelles. L'i suivi de g, h, k, ng, nk, se répercute légèrement après ces lettres devant a, e, o, de la syllabe suivante: Igagana, igiagana; Isika, isikia; Mainka, mainkia, Ikopa, ikiopa; Ikoto, ikioto.
Fanazavàna teny italianina  5  [1.18] Ottava lettera dell'alfabeto malgascio.
Mpanahaka  6  abidy
Tsanganana sy sary iray takila  7  Ny abidia
Lahatsoratra  8  Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Sary 
10 

Teny iditra (2/8)11  i~
Sokajin-teny  12  tovona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.1] Fanao a) eo alohan'ny anaran-tsamirery milaza olona ka tsy manomboka amin'ny Ra na Andrian:Ikoto / Ny satrok'i Paoly. b) eo alohan'ny anaran-tsamirery milaza tany na tanaàna na renirano na farihy tsy misyAn naAm:Ihosy / Ny tanànan'i Betafo. d) eo alohan'ny anarana iombonana sasantsasany misy fifandraisana ara-pihavanana:i dada, i zandry.
Hita amin'ny fiforonan'ny teny sasantsasany, toy ny ilay, ikala, izato, iny, izaho, izahay, izy, ise, isika, ianareo, ivelany, ivoho, imaso, ilalana.
Fanazavàna teny anglisy  14  [1.7] prefix used as follows : a) before proper names, as : Kòto, Ikòto b) in forming place names, as : Mèrina, Imèrina: Ifanadiana c) to make a noun into a preposition or an adverb, as : maso, eye; imaso, in plain sight; voho, the back; ivoho, behind
Fanazavàna teny frantsay  15  [1.3] Sert à former des adverbes et des prépositions et équivaut à une préposition: à, sur : Imaso, aux yeux de; Ivoho, sur le derrière de.
Article personnel, se met devant les noms propres de personnes, devant les noms de lieux, ainsi que devant certains noms communs, et remplace alors Ra ou Andrian- : Iboto, Ifara, Ivato, Ifandana; Ikaky, Ineny, irainao, izokinao, isakaizanao.
16  [1.8] préfixe a) se met devant les noms propres; ex. : Kòto, Ikòto b) se met devant les noms de lieu; ex. : Merina, Imerina; Ifanadiana c) sert à former des prépositions et des adverbes; ex. : maso, imaso; voho, ivoho
Fanazavàna teny italianina  17  [1.18] Preposizione per i nomi propri di persone e di luogo: Il nome di Gesú (ny anaran'i Jeso) / Il Governatore di Tamatave (ny Governoran'i Taomasina)
Kamban-teny 
Anaran-toerana 

Teny iditra (3/8)22  i
Sokajin-teny  23  mpanoritra [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  24  [1.78] [Bara, Tandroy] ny

Teny iditra (4/8)25  i
Sokajin-teny  26  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  27  [1.3] Non. I! inona no izany eo. Non, cela n'est pas vrai.

Teny iditra (5/8)28  i
Sokajin-teny  29  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  30  [1.78] [Bara] izy
Tsanganana sy sary iray takila  31  Ny mpisolo rehetra

Teny iditra (6/8)32  I    
Sokajin-teny  33  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  34  [1.2] aho, izaho; aho is chiefly used after the predicate, and izaho is used before
35  [1.17] izaho@mg.pn, aho@mg.pn

Teny iditra (7/8)36  I    i    
Sokajin-teny  37  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  38  [3.1] marika romana izay milaza ny isa 1
Voambolana  39  Matematika: rafitrisa
Anaran' olona 
Tsanganana sy sary iray takila  43  Ny isa

Teny iditra (8/8)44  I    
Sokajin-teny  45  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  46  [3.1] iôdy. Singa mivaingana, faha-53 amin'ny fisokajiana miherina.
Fanazavàna teny anglisy  47  [3.1] Iodine
Fanazavàna teny frantsay  48  [3.1] Iode
Voambolana  49  Simia
Tsanganana sy sary iray takila  50  Fisokajiana miherina

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/21