Teny iditra |
poaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fitefotry ny basy na varatra: Poa-basy Fisehoan-javatra manaitra Fiposahan' ny masoandro amin' ny maraina, na avy ao anaty rahona: Poak' andro Forofotry ny kitrotro, bonibony... [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | An explosion [1.2, 1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Explosion, bruit d'un choc, coup de tonnerre éruption des ampoules, de la rougeole, de la variole Apparition du soleil, soit à son lever, soit pendant le jour à travers les nuages Révélation d'une chose cachée, d'un secret, d'un vol recélé; proclamation d'une loi [1.3]
|
| Explosion, éclatement [1.8]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
|
Teny iditra |
poaka
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Foana, tsy misy na inona na inona, tsy misy voany ao anatiny: Poaka ny tahon' ity zavamaniry ity ~ Poaka aty [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Ce qui est creux à l'intérieur [1.3]
|
Ohatra |
1 | Rehefa vita io dia hoentintsika, maivana ireny satria poaka aty.
[2.606]
|
2 | Kinanjo, tsy vatana poaka aty intsony no nokatsahinao, fa fanahy iray mbola tsy nitia.
[2.529]
|
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
poaka
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala]
Jamba, tsy mahita intsony [1.78]
|
Fanazavàna teny frantsay | Borgne [1.3]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
poaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Merina]
(de poaka : petite explosion ; lorsqu'on presse sur le fruit, il libère ses graines avec une petite explosion). Nom surtout donné à :
Gomphocarpus fruticosus (L.) R. Br. (Apocynaceae). Sur ses usages, voir
fandemy,
fanory. On donne aussi le même nom à
Gomphocarpus cornutus Decne., plus récemment introduit et devenu subspontanée dans quelques localités.
[1.196]
|
Anarana siantifika | Gomphocarpus cornutus, Gomphocarpus fruticosus |
Voambolana |
|