Teny iditra (1/5) | 1 baby |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fitondrana zaza na entana ao an-damosina. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2, 1.7] carrying on the back 5 [1.2] [Jav. Babu, a nurse.] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3, 1.8] action de porter sur le dos |
Ohatra |
7 Etsy baby, ry zandry, na ry zafy. [2.69] 8 ka raha andriana tsy nahatadidy an' io, dia natao hoe resim-baby na fotak' olona; [2.245] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/5) | 15 baby |
Sokajin-teny | 16 mpamaritra |
Fanazavàna teny frantsay |
17 [1.19] [Tankarana]
adossé à une montagne: Tanàna baby ~ Trano baby |
Teny iditra (3/5) | 18 baby |
Sokajin-teny | 19 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
20 [1.78] [Bara]
voatavo kely fihinana, voatavo tanora |
Fanazavàna teny frantsay |
21 [1.196] (de baby : qui rend service). Nom donné aux courges introduites : Cucurbita pepo L. et Cucurbita maxima Duchesne (Cucurbitaceae). [Bara]
22 [Betsimisaraka] |
Voambolana |
23 Haizavamaniry: anana |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (4/5) | 25 baby |
Sokajin-teny | 26 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
27 [1.196] (du malais babu : bébé, enfant encore au sein). Nom de l'épi de maïs, Zea mays L. (Poaceae), encore enveloppé de ses spathes et fixé à la tige. On le compare à un nourrisson porté sur le dos de sa mère [Merina]
28 [Betsileo] |
Voambolana |
29 Haizavamaniry: anana |
Kamban-teny |
|
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (5/5) | 34 baby |
Sokajin-teny | 35 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
36 [1.17, 1.28] zazakely 37 [1.17] zazabodo |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 39 baby, biba |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |