|
|
|
|

Teny iditra 1  kely
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Haiendriteny 
3  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tambinteny :
Fanazavàna teny malagasy  23 Tsy lehibe, madinika: Trano kely no ipetrahanay
24 Tsy be, vitsy, tsy firy: Kely ny isan' ny mpianatra tonga
25 Manify, mezaka: Kely ny vahan' io olona io
26 Fohy zeny: Lazain' ny mpitantara fa olona kely, hono izany vazimba izany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  27 little, small [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  28 petit, peu [1.8]
Ohatra  29  Manampy anay amin’ ny varotra kelinay ao izy, rahefa nahavita izay mba vitany tamin’ ny fianarana. [2.4#10]
Mpanahaka  30  aketalahy, 31  bija, 32  bitika, 33  boleta, 34  botity, 35  botry, 36  bozeny, 37  bozeta, 38  hetry, 39  kambity, 40  kambitry, 41  katita, 42  kely endaka, 43  kely ray, 44  kely reny, 45  madinika, 46  mafy kely, 47  majinika, 48  nihinan-tain' orona, 49  tapak' amponga, 50  tsampirano, 51  tsapitika, 52  tsingentana, 53  vatokely
Fikambanana  54  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 222 misy ny teny how kely
Ohabolana  55  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  kely, 56 kile

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22