Teny iditra |
kisendrasendra
(sendrasendra (sendra))
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Zavatra tonga tampoka tsy nampoizina: Tsy nianatra izy nandritra ny taon fa miandry ny kisendrasendra, hono, izy amin' ny fanadinana
[1.1]
|
| Fifanandrifian-javatra [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Hasard [1.13]
|
Ohatra | izay misy finoana ny vintana sy ny kisendrasendra.
[1.38]
|
|
Teny iditra |
kisendrasendra
(sendrasendra (sendra))
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny frantsay | Par pur hasard, accidentellement [1.5]
|
Ohatra | Voan-kabaro iray no latsaka tery an-tsisim-boly ka naniry kisendrasendra.
[2.470]
|
|