Teny iditra | mitovy (tovy) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mifanabaka, mifandraika, mifanaraka ny endrika na ny habe: Mitovy izy mirahalahy ireo Sahala, saingy misy maha-samy hafa azy kely ihany ireo teny roa ireo: ny "Sahala" dia enti-milaza indrindra fitoviam-bidy, lanja: Sahala ny anjaran' izy mirahalahy, fa ny "Mitovy" kosa dia fifanahafan' endrika na bika indrindra: Mitovy ny tarehin' izy mirahalahy. [1.1] | ||||||||
Karaha, sahala; mifanaraka [1.13] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Pareil; conforme [1.13] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mitovy io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31 |