<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 37:2 | These are the generations of |
Ary izao no tantaran' i Jakoba: Rehefa fito ambin' ny folo taona Josefa, dia niara-niandry ondry tamin' ny rahalahiny izy (fa mbola zaza izy), dia tamin' ny zanak' i Bila sy ny zanak' i Zilpa, vadin' i Jakoba rainy; ary Josefa nitati-bolana tamin-drainy. | Izao no tantaran' i Jakoba: Rahefa fito ambin' ny folo taona Josefa, dia niara-niandry ondry tamin' ny rahalahiny. Noho izy mbola zaza, tafaraka tamin' ireo zanak' i Balà sy tamin' ireo zanak' i Zelfah vadin-drainy; ka nanambara tamin-drainy ny tati-bolan-dratsy momba azy ireo Josefa. | Voici l' histoire de |