<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 39:1 | And |
Ary Josefa nentina nidina ho any Egypta; ary Potifara, lehilahy Egyptiana, tandapan' i Farao sady mpifehy ny mpiambina, no nividy azy tamin' ny Isimaelita, izay nitondra azy nidina tany. | Nentina tany Ejipta Josefa, ary Potifara, Ejipsiana, tandapan' i Faraona, lehiben' ny mpiambina, no nividy azy tamin ny Ismaelita, izay nitondra azy tany. |