<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 47:18 | When that year was ended, they came unto him the second year, and said unto him, We will not hide it from my lord, how that our money is spent; my lord also hath our herds of cattle; there is not ought left in the sight of my lord, but our bodies, and our lands: | Ary rehefa tapitra izany taona izany, dia nankeo aminy indray ny olona tamin' ny taona faharoa ka nanao taminy hoe: Tsy azonay afenina amin' itompokolahy fa efa lany ny vola, ary efa lasan' itompokolahy avokoa ny biby fiompy; tsy misy na inona na inona intsony eto imason' itompokolahy afa-tsy ny tenanay sy ny taninay; | Nony tapitra izany taona izany, dia nankeo amin' i Josefa indray izy ireo, tamin' ny taona manaraka, nanao taminy hoe: Tsy hafeninay amin' ny tompoko, fa ny vola efa lany, ny andiam-biby fiompy efa lasan' ny tompoko avokoa; ny tenabenay sy ny taninay sisa eto imason' ny tompoko. | Lorsque fut écoulée cette année-là, ils revinrent vers lui l' année suivante et lui dirent : Nous ne pouvons le cacher à Monseigneur : vraiment l' argent est épuisé et les bestiaux sont déjà à Monseigneur, il ne reste à la disposition de Monseigneur que notre corps et notre terroir. |