<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 48:13 | And |
Dia notantanan' i Josefa izy mirahalahy: Efraima tamin' ny ankavanany ho eo amin' ny ankavian' Isiraely, ary Manase tamin' ny ankaviany ho eo amin' ny ankavanan' Isiraely, ka nentiny nanatona azy. | dia noraisin' i Josefa izy mirahalahy, Efraima tamin' ny an-kavanany, ho eo ankavian' Israely; ary Manase tamin' ny an-kaviany, ho eo ankavanan' Israely, dia nampandrosoiny izy ireo. |