<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 1:12 | But the more they afflicted them, the more they multiplied and grew. And they were grieved because of the children of |
Nefa araka ny nampahoriany azy no vao mainka nihamaroany sy nitomboany kosa; ka dia natahotra ny Zanak' Isiraely indrindra ny Egyptiana. | Kanjo, araka ny namoretana azy no vao mainka nitomboany sy nihamaroany kosa, ka tonga nankahalain' ny olona ny zanak' Israely. | Mais plus on lui rendait la vie dure, plus il croissait en nombre et surabondait, ce qui fit redouter les |