<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 12:17 | And ye shall observe the feast of unleavened bread; for in this selfsame day have I brought your armies out of the land of |
Ary hitandrina ny andron' ny mofo tsy misy masirasira ianareo, fa izany andro izany indrindra no nitondrako ny antokonareo nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta; dia hotandremanareo izany hatramin' ny taranakareo fara mandimby ho lalàna mandrakizay. | Hotandremanareo ny azima, fa izany no andro namoahako ny ankohonanareo, tamin' ny tany Ejipta. Ka hotandremanareo hatrany amin' ny taranaka mifandimby izany andro izany, ho zavatra nalahatra haharitra mandrakizay. | Vous observerez la fête des Azymes, car c' est en ce jour-là que j' ai fait sortir vos armées du pays d' |