<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 12:23 | For the |
Fa Jehovah handeha hamely ny Egyptiana; ary raha mahita ny rà eo amin' ny tataom-baravarana sy ny tolana roa Jehovah, dia handalo ny varavarana, ka tsy havelany hiditra ao an-tranonareo hamely anareo ny mpandringana. | fa hitety an' i Ejipta Iaveh hamely azy, ary rahefa mahita ny rà eo amin' ny tatao aman-tolam-baravarana roa, dia handalo fotsiny ny varavaranareo Iaveh, ary tsy hamela ny mpandringana hiditra hamely ao an-tranonareo. | Lorsque |