<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 14:19 | And the angel of |
Ary Ilay Anjelin' Andriamanitra, Izay nandeha teo alohan' ny tobin' ny Isiraely, dia nifindra ka nankeo aoriany; ary ny andri-rahona nifindra niala teo alohany dia nijanona teo aoriany | Dia nifindra nankeo aoriana ilay anjelin' Andriamanitra nandeha teo alohan' ny tobin' Israely, ary niala nankeo aoriana koa ny andry rahona izay nialoha azy. | L' Ange de |