<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 16:4 | Then said the |
Ary hoy Jehovah tamin' i Mosesy: Indro, Izaho handatsaka mofo avy any an-danitra ho anareo; dia hivoaka ny olona ka hanangona izay sahaza hohaniny isan' andro, hizahako toetra azy, na handeha manaraka ny lalako izy, na tsia. | Dia hoy Iaveh tamin' i Moizy: Indro aho handatsaka mofo avy any an-danitra ho anareo. Hivoaka ny olona ka isan' andro dia hanangona izay sahaza hohaniny amin' ny indray andro, mba hizahako toetra azy, na handeha araka ny lalàko izy ireo na tsia. |