<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 16:9 | And |
Ary hoy Mosesy tamin' i Arona: Lazao amin' ny fiangonana, dia ny Zanak' Isiraely rehetra, hoe: Manatòna eo anatrehan' i Jehovah; fa efa reny ny fimonomononanareo. | Ary hoy Moizy tamin' i Aarona: Lazao amin' ny fiangonan' ny zanak' Israely rehetra hoe: Manatòna eo anatrehan' ny Tompo hianareo, fa efa reny ny fimonomononanareo. |