<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 18:12 | And |
Ary Jetro, rafozan' i Mosesy, nitondra fanatitra dorana sy fanatitra hafa alatsa-drà ho an' Andriamanitra; dia nankao Arona sy ny loholon' ny Isiraely rehetra hiara-mihinan-kanina amin' ny rafozan' i Mosesy teo anatrehan' Andriamanitra. | Dia nanolotra sorona dorana sy fanatitra tamin' Andriamanitra Jetrao, rafozan' i Moizy. Ary Aarona mbamin' ny loholon' Israely rehetra dia tonga niara-nisakafo tamin' ny rafozan' i Moizy avokoa teo anatrehan' Andriamanitra. |