<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 19:17 | And |
Ary Mosesy nitondra ny olona nivoaka avy teo an-toby mba hihaona amin' Andriamanitra; dia nijanona teo am-bodin' ny tendrombohitra izy. | Nentin' i Moizy nivoaka ny toby ny vahoaka, handeha hihaona amin' Andriamanitra; dia teo am-pototry ny tendrombohitra izy ireo no nijanona. |