<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 29:20 | Then shalt thou kill the ram, and take of his blood, and put it upon the tip of the right ear of |
dia vonoy ny ondrilahy ka analao ny ràny, dia atenteno amin' ny tendron' ny ravin-tsofina ankavanan' i Arona sy amin' ny tendron' ny ravin-tsofina ankavanan' ny zanany, ary amin' ny ankihiben-tànany ankavanana sy amin' ny ankihiben-tongony ankavanana; ary ny rà sisa dia atopazy manodidina amin' ny lafin' ny alitara | Hianao hamono ny ondralahy dia haka amin' ny rany, ka hantentinao amin' ny tendron-dravintsofina ankavanan' i Aarona, sy amin' ny tendron-dravintsofina ankavanan' ireo zanany, ary amin' ny ankiben-tànany ankavanana, mbamin' ny ankiben-tongony ankavanana, ary hararakao manodidina eo ambonin' ny otely ny rà. | tu abattras le bélier. Tu prendras de son sang et tu le mettras sur le lobe de l' oreille droite d' |