<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 29:21 | And thou shalt take of the blood that is upon the altar, and of the anointing oil, and sprinkle it upon |
Ary analao ny rà, izay eo ambonin' ny alitara, sy ny diloilo fanosorana, ka afafazo amin' i Arona sy amin' ny fitafiany, ary amin' ny zanany sy amin' ny fitafian' ny zanany koa; dia ho masina izy sy ny fitafiany ary ny zanany sy ny fitafian' ny zanany koa. | Makà amin' ny rà izay eo ambony otely, sy ny diloilo fanosorana, ka fafazo amin' i Aarona mbamin' ny fanamiany, sy amin' ny zanany mbamin' ny fanamiany dia ho voahasina avokoa izy, na ny tenany amam-panamiany na ny zanany amam-panamiany miaraka aminy. | Tu prendras du sang qui est sur l' autel et de l' huile d' onction, et tu en aspergeras |