<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 29:32 | And |
Ary hohanin' i Arona sy ny zanany eo anoloan' ny varavaran' ny trano-lay fihaonana ny henan' ny ondrilahy sy ny mofo izay eo anatin' ny harona. | Dia hohanin' i Aarona sy ny zanany eo anoloan' ny trano lay fihaonana ny henan' ny ondralahy, sy ny mofo ao anatin' ny sobika. |