<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 33:17 | And the |
Ary hoy Jehovah tamin' i Mosesy: Izao zavatra nolazainao izao dia hataoko koa; fa nahita fitia eo imasoko ianao, ary mahalala anao tokoa Aho. | Dia hoy Iaveh tamin' i Moizy: Hataoko indray koa izao zavatra angatahinao izao, satria efa nahita fitia teo imasoko hianao, sady fantatro amin' ny anaranao hianao. |