<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 6:23 | And |
Ary Arona naka an' i Eliseba, zanakavavin' i Aminadaba sady anabavin' i Nasona, ho vadiny; dia niteraka an' i Nadaba sy Abiho sy Eleazara ary Itamara taminy izy. | Aarona naka an' i Elisabeta, zanakavavin' i Aminadaba, anabavin' i Naasona, ho vadiny, ka io no niteraka taminy an' i Nabada, Abiha, Eleazara ary Itamara. |