<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 8:20 | And the |
Ary nataon' i Jehovah izany; ka dia nisy lalitra be dia be tao amin' ny tranon' i Farao sy tao amin' ny tranon' ny mpanompony ary teny amin' ny tany Egypta rehetra; koa dia simba ny tany noho ny lalitra. | Dia nataon' ny Tompo izany ka tongan' ny lalibe zavon-tany ny tranon' i Faraona sy ny an' ny mpanompony, ary simban' ny lalibe daholo ny tany Ejipta manontolo. |