<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 9:10 | And they took ashes of the furnace, and stood before |
Dia naka lavenona tamin' ny lafaoro lehibe izy roa lahy ka nitsangana teo anatrehan' i Farao; dia natopin' i Mosesy niakatra nanandrify ny lanitra izany, ka dia tonga vay nipoipoitra tamin' ny olona sy tamin' ny biby fiompy. | Koa nandraoka lavenona tao amin' ny lafaoro lehibe izy ireo, dia nankany anatrehan' i Faraona, ary nataon' i Moizy savoan-danitra ny lavenona, ka nahatonga boiboika, nipoipoitra ho vay tamin' ny olona sy ny biby. | Ils prirent de la suie de fourneau et se tinrent devant |