<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 9:22 | And the |
Ary hoy Jehovah tamin' i Mosesy: Ahinjiro manandrify ny lanitra ny tananao, dia hisy havandra hilatsaka amin' ny tany Egypta rehetra, dia amin' ny olona sy amin' ny biby fiompy ary amin' ny anana rehetra any an-tsaha eran' ny tany Egypta. | Dia hoy Iaveh tamin' i Moizy: Ahinjiro manandrify ny lanitra ny tànanao, hilatsahan' ny havandra eran' ny tany Ejipta rehetra, amin' ny olona sy ny biby ary ny ahitra rehetra any an-tsaha. |