<-
->

Job / Jb 3:1 After this opened Job his mouth, and cursed his day. Rehefa afaka izany, dia niloa-bava Joba ka nanozona ny androny Rahefa afaka izany, dia niloa-bava Joba ary nanozona ny andro nahaterahany izy. Enfin Job ouvrit la bouche et maudit le jour de sa naissance.
Job / Jb 3:2 And Job spake, and said, nanao hoe: Nanomboka niteny Joba nanao hoe: Il prit la parole et dit :
Job / Jb 3:3 Let the day perish wherein I was born, and the night in which it was said, There is a man child conceived. Foàna anie ny andro nahaterahako sy ny alina izay nanao hoe: Misy zazalahy vao torontoronina! Ho foana anie ny andro nahaterahako, Mbamin' ny alina nanao hoe: Misy olona iray vao torontoronina. Périsse le jour qui me vit naître et la nuit qui a dit : " Un garçon a été conçu! "
Job / Jb 3:4 Let that day be darkness; let not God regard it from above, neither let the light shine upon it. Izany andro izany dia aoka ho maizina, ary aoka tsy hitady azy Andriamanitra any ambony; ary aoka tsy hisy mazava hamirapiratra aminy; Hiova ho aizina anie izany andro izany, Ka tsy hiahy azy any ambony anie Andriamanitra, ary tsy hamirapiratra aminy anie ny hazavana. Ce jour-là, qu' il soit ténèbres, que Dieu, de là-haut, ne le réclame pas, que la lumière ne brille pas sur lui!
Job / Jb 3:5 Let darkness and the shadow of death stain it; let a cloud dwell upon it; let the blackness of the day terrify it. Aoka ny aizina sy ny aloky ny fahafatesana hahalasa azy indray; Aoka ny rahona hitatao eo amboniny; Aoka izay zavatra mahamaizina ny andro hampahatsiravina azy. Fa ny aizina aman' aloky ny fahafatesana anie hahalasa azy, ho voasaron' ny rahona matevina izy, ka hahatsiravina ny fanokanana ny hazavany! Que le revendiquent ténèbre et ombre épaisse, qu' une nuée s' installe sur lui, qu' une éclipse en fasse sa proie!
Job / Jb 3:6 As for that night, let darkness seize upon it; let it not be joined unto the days of the year, let it not come into the number of the months. Izany alina izany aoka ny aizim-pito hisambotra azy; Aoka tsy hiara-mifaly amin' ny andron' ny taona izy. Ary tsy ho tonga amin' ny isan' ny volana; Ho babon' ny aizim-pito anie izany alina izany, ka tsy hisaina amin' ny andron' ny taona, tsy hiditra amin' ny fanisana ny volana! Oui, que l' obscurité le possède, qu' il ne s' ajoute pas aux jours de l' année, n' entre point dans le compte des mois!
Job / Jb 3:7 Lo, let that night be solitary, let no joyful voice come therein. Indro izany alina izany aoka ho momba izy; Aoka tsy ho velona ao ny hoby; Ho efitra foana anie izany alina izany, ka tsy ho re ao ny hobin-kafaliana! Cette nuit-là, qu' elle soit stérile, qu' elle ignore les cris de joie!
Job / Jb 3:8 Let them curse it that curse the day, who are ready to raise up their mourning. Aoka hanozona azy ny mpanozona andro, Izay mahay mamoha ny dragona; Hanozona azy anie ireo izay manozona ny andro, izay mahay mamoha an' i Leviatana! Que la maudissent ceux qui maudissent les jours et sont prêts à réveiller Léviathan!
Job / Jb 3:9 Let the stars of the twilight thereof be dark; let it look for light, but have none; neither let it see the dawning of the day: Aoka ho maizina ny kintan' ny marainany; Aoka hiandry ny mazava izy, nefa tsy hisy, ary aoka tsy ho faly mahita ny hodimason' ny maraina izy, Hihamaizina anie ny kintan' ny marainany, andrasany anie ny fahazavana nefa tsy ho tonga, ary aza mahita ny hodimason' ny maraina izy! Que se voilent les étoiles de son aube, qu' elle attende en vain la lumière et ne voie point s' ouvrir les paupières de l' aurore!
Job / Jb 3:10 Because it shut not up the doors of my mother' s womb, nor hid sorrow from mine eyes. Satria tsy nanidy ny varavaran' ny kibon' ineny izy ka tsy nanafina fahoriana tamin' ny masoko. Satria tsy nohidiany ho ahy ny varavaran' ny kibo, ary nafeniny tamin' ny masoko ny fahoriana. Car elle n' a pas fermé sur moi la porte du ventre, pour cacher à mes yeux la souffrance.
Job / Jb 3:11 Why died I not from the womb? why did I not give up the ghost when I came out of the belly? Nahoana re aho no tsy maty hatrany am-bohoka e, ary tsy niala aina, fony vao nivoaka avy tany an-kibo e? Toy izay aho, ka maty hatrany am-bohoka! Toy izay aho, ka niala aina, raha vao nivoaka avy tao an-kibo! Pourquoi ne suis-je pas mort au sortir du sein, n' ai-je péri aussitôt enfanté ?
Job / Jb 3:12 Why did the knees prevent me? or why the breasts that I should suck? Nahoana no nisy lohalika niandry ahy? Ary nahoana no nisy nono hinonoako? Nahoana aho, no dia nahita lohalika roa hiampofo? Ary nahoana no nisy nono roa notsentsefiko? Pourquoi s' est-il trouvé deux genoux pour m' accueillir, deux mamelles pour m' allaiter ?
Job / Jb 3:13 For now should I have lain still and been quiet, I should have slept: then had I been at rest, Fa raha tsy izany, dia efa nandry aho toy izay ka niadana, eny, natory aho ka afa-tsasatra, Fa toy izay aho efa nandry ary niadana, efa natory sy niala sasatra, Maintenant je serais couché en paix, je dormirais d' un sommeil reposant,
Job / Jb 3:14 With kings and counsellors of the earth, which build desolate places for themselves; Teo amin' ny mpanjaka sy ny mpanolo-tsaina avy amin' ny tany, izay nanao ireny tanàna efa rava, miaraka amin' ireo mpanjaka sy lehiben' ny tany, izay efa nahavita fasan-dehibe ho an' ny tenany; avec les rois et les grands ministres de la terre, qui se sont bâti des mausolées,
Job / Jb 3:15 Or with princes that had gold, who filled their houses with silver: Na teo amin' ny andriandahy izay manana volamena sady mameno volafotsy ny tranony; Sy amin' ireo andriandahy be volamena, nameno volafotsy ny fonenany. ou avec les princes qui ont de l' or en abondance et de l' argent plein leurs tombes.
Job / Jb 3:16 Or as an hidden untimely birth I had not been; as infants which never saw light. Na efa tsy ary toy ny zaza tsy tonga volana aho ka nafenina, dia toy ny zaza izay tsy nahita ny mazava akory. Na hoe: tsy ho nisy aho, toy ireo tsy tonga volana tsy fantatra; Sy toy ireo zaza tsy nahita masoandro. Ou bien, tel l' avorton caché, je n' aurais pas existé, comme les petits qui ne voient pas le jour.
Job / Jb 3:17 There the wicked cease from troubling; and there the weary be at rest. Any no itsaharan' ny ratsy fanahy tsy hampitebiteby, ary any ny reraka no afa-tsasatra; Any, tsy manao an-keriny intsony ny ratsy fanahy any, miala sasatra ny olona lany hery; Là prend fin l' agitation des méchants, là se reposent les épuisés.
Job / Jb 3:18 There the prisoners rest together; they hear not the voice of the oppressor. Miara-miadana avokoa ny mpifatotra; Tsy mandre ny feon' ny mpampiasa izy. ny voababo any, mandry fahizay avokoa, tsy mandre intsony izay feon' ny mpampahory azy. Les captifs de même sont laissés tranquilles et n' entendent plus les cris du surveillant.
Job / Jb 3:19 The small and great are there; and the servant is free from his master. Samy any ny kely sy ny lehibe, Ary ny mpanompo dia afaka amin' ny tompony. Any avokoa ny kely sy ny lehibe, Ary ny mpanompo afaka amin' ny tompony. Là voisinent petits et grands et l' esclave est libéré de son maître.
Job / Jb 3:20 Wherefore is light given to him that is in misery, and life unto the bitter in soul; Nahoana no fahazavana no mba omena ny reraka, ary fiainana ho an' izay latsaka amin' ny fangidiana? Nahoana no atao mahita masoandro ny ory, sy omena ny aina ireo vonton' ny hangidy ny fanahiny, Pourquoi donner à un malheureux la lumière, la vie à ceux qui ont l' amertume au coeur,
Job / Jb 3:21 Which long for death, but it cometh not; and dig for it more than for hid treasures; Izay miandry fahafatesana, nefa tsy avy izy, sady mitady azy mihoatra noho ny fitady harena nafenina: manantena ny fahafatesana, nefa tsy avy ny fahafatesana; katsahiny an-kafanam-po, mihoatra noho ny rakitra, qui aspirent après la mort sans qu' elle vienne, fouillent à sa recherche plus que pour un trésor ?
Job / Jb 3:22 Which rejoice exceedingly, and are glad, when they can find the grave? Izay faly indrindra sady ravoravo, raha mahita ny fasana, fa sambatra izy ireo, sady mientan-kafaliana, ary miravoravo raha sehatra ny fasana; Ils se réjouiraient en face du tertre funèbre, exulteraient de trouver la tombe.
Job / Jb 3:23 Why is light given to a man whose way is hid, and whom God hath hedged in? Dia olona izay mandeha ao amin' ny maizina sady voafefin' Andriamanitra manodidina. dia ny olona maizin-dalan-kaleha izany, sy voafefin' Andriamanitra hatraiza hatraiza! Pourquoi ce don à l' homme dont la route est cachée et que Dieu entoure d' une haie ?
Job / Jb 3:24 For my sighing cometh before I eat, and my roarings are poured out like the waters. Fa mialoha ny haninkaniko ny fitolokoko, ary migororoana toy ny rano ny fidradradradrako; Ny fitolokoko no toy ny mofoko, ary ny fitarainako migororoana toy ny rano. Pour nourriture, j' ai mes soupirs, comme l' eau s'épanchent mes rugissements.
Job / Jb 3:25 For the thing which I greatly feared is come upon me, and that which I was afraid of is come unto me. Fa Izay atahorako no mahazo ahy, ary izay angovitako no manjo ahy. Fa izay atahorako no manjo ahy, ary izay angovitako no miantefa amiko. Toutes mes craintes se réalisent et ce que je redoute m' arrive.
Job / Jb 3:26 I was not in safety, neither had I rest, neither was I quiet; yet trouble came. Tsy mbola nahita fiadanana na fitsaharana na fakàna aina akory aza aho, dia tonga indray ny tebiteby. Tsy misy fianinana intsony, tsy misy fiadanana intsony, tsy misy fitsaharana intsony, fa ny tebiteby no nahazo ahy. Pour moi, ni tranquillité, ni paix, ni repos : rien que du tourment!

<-
->