<-
->

Job / Jb 41:1 Canst thou draw out leviathan with an hook? or his tongue with a cord which thou lettest down? Indro, foana ny fihendrena azy; Tsy mahakivy va na dia ny fijery azy aza? Indro diso fanantenana ny mpihaza, fa ny fijery ity biby be, dia ampy haharera-po azy. Ton espérance serait illusoire, car sa vue seule suffit à terrasser.
Job / Jb 41:2 Canst thou put an hook into his nose? or bore his jaw through with a thorn? Tsy misy sahy manao vi-very hanaitra azy; Koa iza kosa no mahajanona eo anatrehako? Tsy misy sahy mihantsy an' i Leviatana, koa zovy moa no sahy hanohitra ahy eo anatrehako? Il devient féroce quand on l'éveille, qui peut lui résister en face?
Job / Jb 41:3 Will he make many supplications unto thee? will he speak soft words unto thee? Iza no nanome Ahy aloha mba hamaliako azy? Ny eny ambanin' ny lanitra rehetra dia Ahy avokoa. Zovy no nanisy soa ahy ka tsy maintsy valiako kosa indray? Ahy avokoa ny eny ambanin' ny lanitra rehetra. Qui donc l' a affronté sans en pâtir? Personne sous tous les cieux!
Job / Jb 41:4 Will he make a covenant with thee? wilt thou take him for a servant for ever? Tsy mbola hangina Aho ny amin' ny momba ny tenany sy ny heriny ary ny fahatsaran' ny endriny. Tsy tiako afenina ny momba ny rantsam-batany, ny heriny, ny firindran' ny rafitry ny vatany. Je parlerai aussi de ses membres, je dirai sa force incomparable.
Job / Jb 41:5 Wilt thou play with him as with a bird? or wilt thou bind him for thy maidens? Iza no mahasonga ny fitafiany anoloany? Na iza no sahy hiditra ao amin' ny nifiny roa sosona? Iza no efa nanainga na oviana na oviana ny sisin' ny fiarovan-tratrany? Iza no efa namaky ny laharan' ny nifiny roa sosona? Qui a découvert par devant sa tunique, pénétré dans sa double cuirasse?
Job / Jb 41:6 Shall the companions make a banquet of him? shall they part him among the merchants? Iza no mahasokatra ny varavaran' ny tavany? Mahatsiravina ny nifiny manodidina! Iza no efa namoha ny varavaran' ny vavany? Manodidina ny nifiny, dia itoeran' ny fahatahorana. Qui a ouvert les battants de sa gueule? La terreur règne autour de ses dents!
Job / Jb 41:7 Canst thou fill his skin with barbed irons? or his head with fish spears? Reharehany ny faharaoraon' ny kirany, mihidy avokoa toy ny voapetaka mafy amin' ny tombo-kase ireo; Kanto ny filahatry ny laniny; mova tsy ny tombo-kase mifanety ery; Son dos, ce sont des rangées de boucliers, que ferme un sceau de pierre.
Job / Jb 41:8 Lay thine hand upon him, remember the battle, do no more. Mikirindro ireo, ka tsy azon' ny rivotra idirana eo anelanelany. mifampikasika avokoa izy rehetra, ka tsy azon' ny rivotra idirana ny elanelany; Ils se touchent de si près qu' un souffle ne peut s' y infiltrer.
Job / Jb 41:9 Behold, the hope of him is in vain: shall not one be cast down even at the sight of him? Mifanindry lany ireo sady mifaniditra ka tsy azo sarahina, mifandray lany avokoa izy dia tafakambana ka tsy mety hisaraka. Ils adhèrent l' un à l' autre et font un bloc sans fissure.
Job / Jb 41:10 None is so fierce that dare stir him up: who then is able to stand before me? Ny fieviny dia mampamirapiratra fahazavana, ary ny masony dia tahaka ny hodimason' ny maraina. Mampitselatra fahazavana ny fieviny; tahaka ny hodimason' ny maraina, ny masony. Son éternuement projette de la lumière, ses yeux ressemblent aux paupières de l' aurore.
Job / Jb 41:11 Who hath prevented me, that I should repay him? whatsoever is under the whole heaven is mine. Lelafo no mivoaka avy amin' ny vavany; Kilalaon' afo no mipariaka avy aminy. Mivoaka lelafo ny vavany misy kilalaon' afo mitselatra avy ao. De sa gueule jaillissent des torches, il s' en échappe des étincelles de feu.
Job / Jb 41:12 I will not conceal his parts, nor his power, nor his comely proportion. Ny vavorony dia ivoahan' ny setroka, tahaka ny avy amin' ny vilany mangotraka, na amin' ny fahandroana. Mivoaka setroka ny vavorony, mova tsy ny avy amin' ny vilany mangotraka sy mandevilevy. Ses naseaux crachent de la fumée, comme un chaudron qui bout sur le feu.
Job / Jb 41:13 Who can discover the face of his garment? or who can come to him with his double bridle? Ny fofonainy mampirehitra arina, ary misy lelafo mivoaka avy amin' ny vavany. Maharehitra arina ny fofon' ainy, midedadeda avy ao am-bavany ny lelafo. Son souffle allumerait des charbons, une flamme sort de sa gueule.
Job / Jb 41:14 Who can open the doors of his face? his teeth are terrible round about. Ny vozony no itoeran' ny hery; Ary mibitaka eo alohany ny fampahatahorana. Mitoetra eo am-bozony ny hery; miantsambotra eo alohany ny fampahatahorana. Sur son cou est campée la force, et devant lui bondit la violence.
Job / Jb 41:15 His scales are his pride, shut up together as with a close seal. Mivalombalona ny hotraka amin' ny tenany; Mafy ireny ka tsy azo endahana. Mirary avokoa ny hozatry ny nofony, sady miraikitra mafy aminy tsy azo hontsonina. Les fanons de sa chair sont soudés ensemble ils adhèrent à elle, inébranlables.
Job / Jb 41:16 One is so near to another, that no air can come between them. Mafy tahaka ny vato ny fony; Eny, mafy tahaka ny vato fikosoham-bary. Ny fony mafy toy ny vato, mafy toy ny vato ambany fikosoham-bary. Son coeur est dur comme le roc, résistant comme la meule de dessous.
Job / Jb 41:17 They are joined one to another, they stick together, that they cannot be sundered. Raha mitsangana izy, dia raiki-tahotra ny mahery; Eny, toran-kovitra ireo ka tsy mahavoa. Raha mitsangana izy, raiki-tahotra ny mahery indrindra, torana izy azon' ny fivadiham-po. Quand il se dresse, les flots prennent peur et les vagues de la mer se retirent.
Job / Jb 41:18 By his neesings a light doth shine, and his eyes are like the eyelids of the morning. Raha misy mamely azy amin' ny sabatra dia tsy mahalaitra, na amin' ny lefom-pohy, na ny firombaka, na ny zana-tsipìka. Raha asiana ny sabatra izy, dia tsy mahalaitra azy ny sabatra, na ny lefona, na ny longy, na ny zana-tsipika. L'épée l' atteint sans se fixer, de même lance, javeline ou dard.
Job / Jb 41:19 Out of his mouth go burning lamps, and sparks of fire leap out. Ataony toy ny mololo ny vy, ary toy ny hazo momoka ny varahina. Ataony toy ny mololo ny vy, ary toy ny hazo vovohina, ny varahina. Pour lui, le fer n' est que paille, et l' airain, du bois pourri.
Job / Jb 41:20 Out of his nostrils goeth smoke, as out of a seething pot or caldron. Tsy mampandositra azy ny zana-tsipìka; Ataony ho toy ny vodivary ny vaton' antsamotady. Ny zana-tsipika tsy mampandositra azy, ny vaton' antsamotady ataony ho tapak' ahitra. Les traits de l' arc ne le font pas fuir il reçoit comme un fétu les pierres de fronde.
Job / Jb 41:21 His breath kindleth coals, and a flame goeth out of his mouth. Ataony ho toy ny vodivary koa ny langilangy; Ihomehezany ny fanetsehana ny lefona. Ny kanonta toy ny vodivary aminy; ny fikatrakatraky ny lefona ihomehezany. La massue lui semble un fétu, il se rit du javelot qui vibre.
Job / Jb 41:22 In his neck remaineth strength, and sorrow is turned into joy before him. Ny takibany dia tahaka ny tavim-bilany maranitra; Mamelatra fivelezam-bary maranitra eo amin' ny fotaka izy. Misy toa vakim-bilany maranitra amin' ny takibany, ka toy ny vy famakiam-bainga velariny amin' ny fotaka. Il a sous lui des tessons aigus, comme une herse il passe sur la vase.
Job / Jb 41:23 The flakes of his flesh are joined together: they are firm in themselves; they cannot be moved. Mampandevy ny lalina ho tahaka ny ao am-bilany izy; Manao ny ranomasina ho tahaka ny vilany misy menaka manitra izy. Mampandevy ny hantsana toy ny vilany izy, ataony toy ny kapoaka misy zava-manitra ny ranomasina. Il fait bouillonner le gouffre comme une chaudière, il change la mer en brûle-parfums.
Job / Jb 41:24 His heart is as firm as a stone; yea, as hard as a piece of the nether millstone. Mampahazava ny lalany eo aoriany izy. Ataon' ny olona ho toy ny volo fotsy ny lalina. Voasori-pahazavana ny lala-nodiaviny, ka hoatra ny misy volofotsy ny hantsana. Il laisse derrière lui un sillage lumineux, l' abîme semble couvert d' une toison blanche.
Job / Jb 41:25 When he raiseth up himself, the mighty are afraid: by reason of breakings they purify themselves. Tsy misy tahaka azy eny ambonin' ny tany, izay voaforona tsy hahalala tahotra. Tsy misy toa azy eny ambonin' ny tany, fa noharina tsy mahalala tahotra izy. Sur terre, il n' a point son pareil, il a été fait intrépide.
Job / Jb 41:26 The sword of him that layeth at him cannot hold: the spear, the dart, nor the habergeon. Ny avo rehetra jereny avokoa; Mpanjakan' ny bibi-dia rehetra izy Ka handrininy eo anoloany ny voasandratra rehetra; izy no mpanjakan' ny biby mahery rehetra. Il regarde en face les plus hautains, il est roi sur tous les fils de l' orgueil.
Job / Jb 41:27 He esteemeth iron as straw, and brass as rotten wood.
Job / Jb 41:28 The arrow cannot make him flee: slingstones are turned with him into stubble.
Job / Jb 41:29 Darts are counted as stubble: he laugheth at the shaking of a spear.
Job / Jb 41:30 Sharp stones are under him: he spreadeth sharp pointed things upon the mire.
Job / Jb 41:31 He maketh the deep to boil like a pot: he maketh the sea like a pot of ointment.
Job / Jb 41:32 He maketh a path to shine after him; one would think the deep to be hoary.
Job / Jb 41:33 Upon earth there is not his like, who is made without fear.
Job / Jb 41:34 He beholdeth all high things: he is a king over all the children of pride.

<-
->