<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 26:57 | And these are they that were numbered of the |
Ary izao no voalamina tamin' ny taranak' i Levy, araka ny fokony: avy tamin' i Gersona ny fokon' ny Gersonita; avy tamin' i Kehata ny fokon' ny Kehatita; avy tamin' i Merary ny fokon' ny Merarita. | Izao kosa no voaisa tamin' ny Levita araka ny fokony avy: ny fokon' ny Gersonita avy tamin' i Gersona; ny fokon' ny Kaatita avy tamin' i Kaata; ny fokon' ny Merarita avy tamin' i Merarì. | Voici, par clans, les |