|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : anabavy

Ohabolana 1Andevolahy tsy mahatra-drasa : any avara-tanàna vao mingoso anabavy. [2.653 #196, 2.415]
Dikanteny frantsayEsclave qui a manqué la distribution de viande de boeuf : il s' en va au nord du village pour jurer par sa soeur. [2.415]
Fanazavana frantsaySe disait des gens en colère qui ne manifestaient pas sur l'heure leur mécontentement. [2.415 #532]

Ohabolana 2Bokalahy lavo an-tany mena, ka tafarina vao mingoso anabavy. [2.165 #2028]
Boka lavo-an-tany mena, ka tafarina vao mingoso anabavy. [2.415 #1950]
Boka lavo an-tanimena : tafarina vao mingoso fady. [2.558 #910]
Dikanteny frantsayLépreux qui est tombé sur la terre rouge : quand il est relevé, il jure par sa soeur. [2.415]
Un lépreux qui tombe sur la terre rouge: ce n' est qu' une fois relevé qu' il jure par sa sœur. [2.165]
Fanazavana frantsayIl fait le fier. [2.415 #1950]
Voyant qu' il n' a pas été en danger, n' étant tombé que sur la terre, une fois sur pied il reprend confiance et ose se mettre à jurer. [2.165]

Ohabolana 3Miakanakana, hoy Rainifandrotrarana, ka ny zanak' anabaviny no ataony sapaoritra. [2.558 #2240]
"Miakanakana" , hoy Rainifandrotrarana, ka ny zanak' anabaviny no atao sapaoritra. [2.165]
Miakanakana, hoy Rainifandrotrarana, ka ny zanak' anabavy no atao sapaoritra. [2.415]
Minakanaka, hoy Rainifandrotrarana, ka ny zanak' anabavy no atao sapaoritra. [2.415]
Minakanakana, hoy Rainifandrotrarana, ka ny zanak’ anabavy no atao saporitra. [2.653 #1795]
Dikanteny frantsay "Je ne sais pas ce qu' il faut faire" , dit Rainifandrotrarana, et il fait un salut militaire à l' enfant de sa sœur. [2.165]
Quelle outrecuidance ou quel embarras, dit Rainifandrotrarana, on ne sait plus où donner de la tête : voici maintenant qu' il faut présenter les armes au fils de ma soeur. [2.415]
Fanazavana frantsayCe proverbe parut lorsque Radama I ordonna de rendre les honneurs militaires aux officiers selon leur grade ; il fut employé plus tard pour signifier : être dans l'embarras, ne savoir où donner de la tête. [2.415 #442]

Ohabolana 4Mitsipaka anabavy mahafaty tanora. [2.415 #1152]
Dikanteny frantsayL'homme qui frappe sa soeur, mourra à bref délai. [2.415]
Fanazavana frantsayCette action était considérée comme une grande méchanceté et devait attirer les foudres du ciel. [2.415 #1152]

Ohabolana 5Raha indrindra ho faty ihany, aleo matin-janak' anabavy. [2.558 #3580]
Raha indrindra ho faty ihany, dia aleo matin-dranaotra. [2.415]
Raha indrindra ho faty ihany, dia aleo maty ny zanak' anabavy. [2.165]
Raha indrindra ho faty ihany, dia aleo maty ny zanaky Ranaotra. [2.165]
Raha indrindra ho faty ihany, dia aleo matin-janak' anabavy. [2.653, 2.415]
Raha indrindra ho faty ihany, dia aleo matin-janaky Ranaotra. [2.653]
Raha samy ho faty ihany, dia aleo maty ny zanak' anabavy. [2.165]
Raha samy ho faty ihany, dia aleo maty ny zanak' Ranaotra. [2.165]
Raha samy ho faty ihany, dia aleo matin-janak’ anabavy. [2.653]
Raha samy ho faty ihany, dia aleo matin-janaky Ranaotra. [2.653]
Dikanteny frantsayPuisqu'il faut bien que quelqu' un (ou: que chacun) meure, il vaut mieux que ce soit l' enfant de ma sœur (ou: mon beau-frère), (plutôt que moi). [2.165 #2100]
S'il faut que nous perdions, il vaut mieux que ce soit l' enfant de notre soeur qui nous fasse perdre, ou bien notre beau-frère. [2.415]
Fanazavana frantsayIl vaut mieux que tout se passe en famille. [2.415 #1124]

Ohabolana 6Tompony mba mihono, toa zanak’ anabavy. [2.653 #3121]

Ohabolana 7Zanak' anabavy mandefona ivoho. [2.415 #3188]
Dikanteny frantsayLe fils de la soeur perce d' un coup de lance par derrière. [2.415]
Fanazavana frantsayIl se fait bien voir par ses ruses et ses caresses, et capte ainsi l' héritage. [2.415 #3188]

Fizahan-teny