|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : fomba

Ohabolana 1Osivavy naniry volombava : samy tsy ariana ny fomban-dray sy reny. [2.415 #1779]
Osivavy naniry volombava: samy tsy hariana ny fomban-dray sy reny. [2.653 #2586]
Dikanteny frantsayChèvre à qui une barbiche a poussé : elle garde les coutumes et les privilèges de son père et de sa mère. [2.415 #1779]
Fanazavana frantsaySe disait des femmes qui héritaient de leur père et de leur mère. [2.415 #1779]

Ohabolana 2Sima misarom-bava : tsy ody hatsiaka akory fa fombany ihany. [2.558 #3887]

Ohabolana 3Tsikovoka sy fandiorano : rano no iraisana, fa ny fomba samy manana ny azy. [2.558 #4430]
Tsikovoka sy fandiorano : volo no iraisana, fa ny fomba samihafa. [2.415]
Tsikovoka sy fandiorano : volo no iraisana, fa ny fomba samy manana ny azy. [2.165 #311, 2.653 #3302, 2.415]
Dikanteny frantsayDytiques et insectes aquatiques fandiorano : ils ont même couleur mais leurs moeurs sont différentes. [2.415]
Un dytique et un gyrin: ils sont de même couleur, mais n' ont pas les mêmes habitudes. [2.165 #311]
Fanazavana frantsayLes conditions des hommes sont différentes. [2.415 #864]

Fizahan-teny