Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : ilatsahana
|
|
|
Ohabolana 1 | Ilay ilatsahan' ny barika ! [2.415 #4194]
|
Dikanteny frantsay | Que la peste l' emporte ! [2.415 #4194]
|
Fanazavana frantsay | On appelait barika une maladie épidémique qui tue rapidement. [2.415 #4194]
|
|
|
Ohabolana 2 | Ranomason-Janahary ny harena : zay ilatsahany mahazo anazy. [1.147 #R37]
|
|
|
Ohabolana 3 | Takonam-paty, nilatsahan’ antsangoa : laha tsy antambon’ ny maty, lozan’ ny velona. [1.147 #T15]
Takoñam-paty nilatsahan' antsangoa: tsy hita na antambon' ñy maty na lozan' ñy velona. [2.165]
Lanjam-paty nilatsahan' antsangoa: tsy fantatra na antambon' ny maty no lozan' ny velona. [2.165]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|