|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : itokisana

Ohabolana 1Ataovy betsaka ny sakaizanao, fa ataovy vitsy ny itokiana. [2.415 #5067]
Ataovy maro ny sakaiza, fa ataovy vitsy ny mahatoky. [2.415 #5067]
Ataovy maro ny sakaiza, fa iray ihany no itokisana. [1.1]
Fanazavana malagasyOhabolana mampahatsiaro fa na maro aza ny namana, vitsy no tena azo itokisana. [1.1]
Dikanteny frantsayAyez beaucoup d' amis, mais confiez-vous à un petit nombre. [2.415 #5067]

Ohabolana 2Lozoka toa hisy biby, rano toa hisy mamba, raha ny fo itokisana no lany. [2.558 #1820]

Fizahan-teny