Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : tanalahy
|
|
|
Ohabolana 1 | Izay mahery, voanjomanga ; izay osa, tanalahy. [2.415 #3680]
|
Dikanteny frantsay | Ceux qui seront vainqueurs seront estimés comme les arachides tachetées, et ceux qui seront vaincus seront regardés comme des caméléons battus. [2.415 #3680]
|
Fanazavana frantsay | Chant d' enfants : il s'agit des vaillants et des paresseux. [2.415 #3680]
|
|
|
Ohabolana 2 | Mijaikojaiko ohatra ny tanalahy. [2.558]
Mijaikojaiko, tahaka ny tanalahy leom-paraky. [2.653]
Mijaikojaiko tahaky ny tanalahy leom-paraky. [2.415 #6175]
|
Dikanteny frantsay | Marcher à pas comptés comme un caméléon ivre de tabac. [2.415 #6175]
|
|
|
Ohabolana 3 | Tanalahy ambony hazo ny vintana : miova vola matoa misy zaza misiaka. [2.974 #486]
|
Dikanteny frantsay | La fortune est comme un caméléon sur un arbre : il suffit d’un enfant qui siffle pour la faire changer de couleur. [2.974 #486]
|
|
|
Ohabolana 4 | Tanalahy manani-bero : antitra mijaiko, tanora mijaiko. [2.415 #1711, 2.653 #2993]
|
Dikanteny frantsay | Caméléons qui grimpent sur les hautes herbes qu' on nomme vero : les vieux vont lentement, les jeunes vont lentement. [2.415 #1711]
|
Fanazavana frantsay | On disait ce proverbe des gens qui sont vieux avant l' âge. [2.415 #1711]
|
|
|
Ohabolana 5 | Tanalahy misarotro maina andro : manakona ny anjara maso-andron' ny tena. [2.415 #1712]
Tanalalahy misarotro mainandro : manakona ny anjara-masoandron’ ny tena. [2.653 #2992]
|
Dikanteny frantsay | Caméléon qui porte capuchon par une journée de clair soleil : il se prive de sa part de soleil. [2.415 #1712]
|
Fanazavana frantsay | Se disait des gens qui restent enfermés chez eux loin du soleil. [2.415 #1712]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|