| Teny iditra | mitoby (toby) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Milasy: Mitoby atsy avara-tanàna ny miaramila Miangona, miavosa, miavovona: Izaitratra ny vary mitoby ao an-tsena fa fararano ny andro [1.1] | |||||||||
| To encamp [1.2] | |||||||||
| To camp [1.7] | |||||||||
| Camper [1.6] | |||||||||
| [Tanala] être rassemblés [1.6] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Mpanahaka | mitobe | ||||||||
| Teny iditra | mitôby | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Tanosy] Mipetraka [1.78] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|