| Teny iditra | manasa (sasa) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manala loto amin'ny rano:
lasa nanasa lamba erỳ amorona i zoky. [1.1] | |||||||||
| To wash [1.7] | |||||||||
| Laver [1.8, 1.5] | |||||||||
| Faire le linge [1.8] | |||||||||
| Lavare: Manasa lamba ny reniko (Mia madre lava la biancheria) Affilare: Hanasa ny antsiko aho (Io affilero il mio coltello) Sviluppare: Manasa sary ny mpakatsary (Il fotografo sviluppa le fotographie) [1.18] | |||||||||
| Ohatra | Ny vehivavy, ao ny miratitra ny kitay voavaky, ao ny mantsaka rano, mahandro na manasa lamba.
[2.472] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | manasà (sasa) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manasa | ||||||||
| Wash [1.26] | |||||||||
| Teny iditra | manasa (asa) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mandranitra, mandrangitra, mampifilofilo: Ndeha manasa ity antsy ity ianao, ry Koto, fa dombo velona izy izany [1.1] | |||||||||
| Aiguiser, affiler, râper [1.3] | |||||||||
| Teny iditra | manasà (asa) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manasa | ||||||||
| Teny iditra | manasa (asa) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Miantso hanatrika lanonana na hisakafo, miangavy ho tonga maneho fihavanana na fifanajana: Nanasa antsika ry zareo ato avaratra amin' ny mariazin-janany [1.1] | |||||||||
| Teny iditra | mañasa | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Tanosy] Manohana; manafina [1.78] | |||||||||
| Teny iditra | mañasa | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Taisaka] Miantso [1.78] | |||||||||
| Teny iditra | manasa | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||
| [Bezanozano, Taisaka, Tambahoaka, Tanala, Tanosy] Mananasy [1.78] | |||||||||
| [Bara] (mañasa) mananasy [1.78] | |||||||||
| Voambolana | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/27 |
|