| Teny iditra |
mimenomenona
(menomenona (menona))
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mitaraindraina be noho ny tsy fahafaliana: Nimenomenona Ikoto fa niangatra, hono, ny mpampianatra
[1.1]
|
| Ohatra | Somary mimenomenona kely indray izy, nony inona, ka asainy polipolesin' ny vavy ny tongotra aman-tanany.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mimenomenona |
| Ny lasa : |
nimenomenona |
| Ny hoavy : |
himenomenona |
| Filaza mandidy : |
mimenomenòna |
|
|
| Teny iditra |
mimenomenòna
(menomenona (menona))
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mimenomenona
|
| | [1.1]
|
|