|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  adina
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra 
Fanazavàna teny malagasy  20  [1.1] Fanontaniana: Tia adinadina koa iny Rangahy iny
Avina, antsafa, ontany, tanitany
Famotopotorana, famakafakana: Raha lalina adina malain-ko diso dia tsara, fa raha lalina adina hitotototo amin' ny tsy mety, ratsy
Fanazavàna teny anglisy  21  [1.2] examination, scrutinising. Only used in compounds or derivatives, as tsara adina.
22  [1.7] a question, an examination
Fanazavàna teny frantsay  23  [1.3, 1.8, 1.5] question, examen
24  [1.5] information
Ohatra  25  [2.314] eto kosa, tantara-na ady no atrehintsika, ka ady mangotraka mifanao maty sy velona mihitsy ary adina foko roa, ny iray mananika, ny iray miaro tena.
Tovy hevitra  26  adinadina
Mpanahaka  27  faka, fakafaka, fotopototra, savasava, hadihady, taratara, sikotra, karoka, karokaroka.

Teny iditra (2/4)28  adiña
Sokajin-teny  29  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  30  [1.78] [Betsileo] foana, ihany, fotsiny: Voky naho sao resake fa leha tsy voky ho mañeke foana
Tovy hevitra  31  mady

Teny iditra (3/4)32  Adina
Sokajin-teny  33  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  34  [2.996] Adina
Fanazavàna teny frantsay  35  [2.996] Adîn
Ohatra  36  [2.996] ny taranak'i adina dia dimy amby dimam-polo amby enin-jato;
Voambolana  37  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  38  Toko sy andininy momba Adina
Lahatsoratra  39  Randzavola: Adina ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (4/4)40  Adina    
Sokajin-teny  41  anarana
Voambolana  42  Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Adina microcephala  sangandrato, sidindranto, sohy, sorindranto, tsohihy

Fivaditsoratra  43  adani, adany, adian, adina, adiña, anday, andia, daina, DIANA, diana, nadia, niada

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/22