|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  adina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fanontaniana: Tia adinadina koa iny Rangahy iny
4  Avina, antsafa, ontany, tanitany
5  Famotopotorana, famakafakana: Raha lalina adina malain-ko diso dia tsara, fa raha lalina adina hitotototo amin' ny tsy mety, ratsy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  examination, scrutinising. Only used in compounds or derivatives, as tsara adina. [1.2]
7  a question, an examination [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  question, examen [1.3, 1.8, 1.5]
9  information [1.5]
Ohatra  10  eto kosa, tantara-na ady no atrehintsika, ka ady mangotraka mifanao maty sy velona mihitsy ary adina foko roa, ny iray mananika, ny iray miaro tena. [2.314]
Haiendriteny 
11  Tsotra :
Sampanteny 
12  Matoantenin' ny mpanao :
13  Matoantenin' ny iharana :
14  Matoantenin' ny fameno :
15  Anarana :
16  Mpamaritra :
Mpanahaka  17  faka, fakafaka, fotopototra, savasava, hadihady, taratara, sikotra, karoka, karokaroka.
Kamban-teny 

Teny iditra (2/4)19  adiña
Sokajin-teny  20  tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  21  foana, ihany, fotsiny: Voky naho sao resake fa leha tsy voky ho mañeke foana [Betsileo] [1.78]
Tsanganana sy sary iray takila  22  Ny tambinteny rehetra

Teny iditra (3/4)23  Adina
Sokajin-teny  24  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Fanazavàna teny anglisy  25  Adina [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  26  Adîn [2.996]
Ohatra  27  ny taranak'i adina dia dimy amby dimam-polo amby enin-jato; [2.996]
Voambolana  28  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  29  Toko sy andininy momba Adina
Tsanganana sy sary iray takila  30  Fitanisana
Lahatsoratra  31  Randzavola: Adina ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (4/4)32  Adina
Sokajin-teny  33  anarana
Voambolana  34  Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
35  Adina microcephala  sangandrato, sidindranto, sohy, sorindranto, tsohihy

Fivaditsoratra  36  adina, adiña, andia, daina, DIANA, diana, adina, adiña, andia, daina, DIANA, diana

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/15