Teny iditra (1/2) | 1 atsinanana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ny lafin' ny tany iposahan' ny masoandro, mifanohitra amin' ny andrefana: Avy any atsinanana no miposaka ny volana izao. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] the east; atinanana is used in provinces. 5 [1.7] the east |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#66, 1.8] est |
Ohatra |
7 Hatrany amin'ny farany avaratra, ka hatrany amin'ny farany atsimo, miova fihetsika sy miova fiainana ny ala atsinanana rehetra [2.472] 8 Maloka ny avaratra atsinanana. [2.499] |
Voambolana |
9 Toerana |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Tsipelina hafa | 16 atinanana |
Tohi-kevitra | 17 andrefana |
Kamban-teny |
|
Anaram-poko |
|
Anaran-toerana |
|
Renianarana |
|
Manontolo |
|
Ohabolana | 28 Ohabolana misy io teny atsinanana io |
Teny iditra (2/2) | 29 Atsinanana |
Sokajin-teny | 30 anaran-tsamirery (haitoetany) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
31 [3.1] faritra anatin' ny faritanin' i Toamasina |
Voambolana |
32 Pôlitika |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
55 Ny faritra roa ambin' ny roapolo |
Sary |
|
Fivaditsoratra | 58 anantsanay, atsananany, atsinanana, Atsinanana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30 |