|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  be
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Tanala, Tanosy, Taimoro] betsaka
4  [1.481] maro, lehibe, ngeza
5  [1.1] betsaka, maro, sesehena (alohan' ny anarana mandrakariva): Be trano itỳ tanàna itỳ
lehibe, ngeza, makadiry (aloha na aorian' ny anarana): Be kibo io rangahy io. He! izato kibo beny
lehibe, be vava (aorian' ny anarana): Harem-be ~ Fatiantoka be izany
lehibe, maro karazana, malaza (aorian' ny anarana): Fihinanam-be re izao!
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2] much, many, numerous, large, great, loud. See betsaka, lehibe. This word is extensively used in compound words, especially before nouns, as bevava, besofina, great-mouthed, large-eared, etc; before other words for names of tribes, as Betsileo, etc; and after other nouns, as raibe, great grandfather, sinibe, a big water-pot, etc. It governs the accusative case, as: any aminay no be azy (There are many of them with us). [Mal. Besar, Jav. Rabe.]
7  [1.7] much, many, great
old
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.109#44] étant grand
9  [1.8] beaucoup, nombreux; gros, grand
vieux
Haiendriteny 
10  Tsotra :
11  Filaza mandidy :
Sampanteny 
12  Matoantenin' ny mpanao :
13  Matoantenin' ny iharana :
14  Matoantenin' ny fameno :
15  Anarana :
16  Mpamaritra :
Mpanahaka  17  betsaka, makadiry, maro, ngeza
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Anaram-poko 
Anaran' olona 
Anaran-toerana 
Ohabolana  525  Ohabolana misy io teny be io

Teny iditra (2/3)526  be    
Sokajin-teny  527  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao to [Fitanisana]

Teny iditra (3/3)528  Be    
Sokajin-teny  529  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  530  [3.1] Singa mivaingana, fahefatra amin'ny fisokajiana miherina.
Fanazavàna teny anglisy  531  [3.1] beryllium
Fanazavàna teny frantsay  532  [3.1] béryllium
Voambolana  533  Simia
Tsanganana sy sary iray takila  534  Fisokajiana miherina

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02