|
|
|
|

Teny iditra (1/8)1  fe-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe fetra

Teny iditra (2/8)3  fe
Sokajin-teny  4  anarana
Voambolana  5  Haiaina
Fanazavàna teny malagasy  6  Faritry ny rantsam-batana ambany hatreo amin' ny valahana no ho midina ka hatreo amin' ny lohalika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7  The thigh. [Mal. pah; Nias. gae; Dairi. kae; Toba. hae-hae. In many Polyn. languages vae, probably allied to this, is used for leg.] [1.2]
8  The thigh [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9  Cuisse [1.8]
Haiendriteny 
10  Tsotra :
11  Tovonana :
Kamban-teny 
Renianarana 
Anarana iray reny 
Ohabolana  23  Ohabolana misy io teny fe io

Teny iditra (3/8)24  fe
Sokajin-teny  25  mpampitohy
Fanazavàna teny malagasy  26  nefa [1.78]
27  fa, nefa [1.78]
28  "Fa hoe" (teny ampiasaina eo anelanelan' ny teny roa mba hilazana fa anarany fotsiny ny teny lazaina no manao ny asa voalazan' ilay teny voalohany saingy hoe manana ny toetra voalazan' ilay teny faharoa, fa raha ny marina tsy izany velively): Mitsangam-pe olona: mitsangana fa hoe olona, mitsangana saingy hoe olona, fa tsy manana ny tena maha-olona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  29  Used for the conjunction fa [1.2]
Tsanganana sy sary iray takila  30  Ny mpampitohy rehetra

Teny iditra (4/8)31  fe
Sokajin-teny  32  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  33  Hajambana [1.78]
34  Jamba [1.78]
35  Jamba [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  36  Aveugle [1.82]

Teny iditra (5/8)37  fe
Sokajin-teny  38  anarana
Fanazavàna teny anglisy  39  For tolana [1.2]

Teny iditra (6/8)40  fe
Sokajin-teny  41  kianteny
Fanazavàna teny malagasy  42  Teny kely ampiasaina eo anelanelan' ny teny iray miverina indroa, ilazana toetra na asa tsy zarizary: Manao fe manao: zara raha manao, manao tsy zarizary. (Tsara homarihina fa ity teny itỳ dia mifanohitra amin' ilay teny hoe: "dia", izay mitovy fampiasa indrindra aminy fa ny heviny kosa mifanohitra amin' ny azy: Manao dia manao: tena manao marina tokoa) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  43  Used for emphasis as follows: tenikofelehibe, manaofemanao [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  44  Comme-ci comme-çà [1.3, 1.8]
45  Se place entre un nom, un adjectif ou un verbe qui se répète, et lui donne le sens adverbial de : à peu près, un peu, pas trop, par acquit, sans zèle, avec indifférence: Trano fe trano io (C'est une maison comme ci comme ça) ~ Mazoto fe mazoto izy (Il est un peu zélé, pas trop zélé) ~ Olona fe olona izy (C'est un individu comme ci comme ça, un peu bête, un peu inabordable) ~ Manao fe manao (Faire à peu près, par manière d’acquit) ~ Homana fe homana (Manger sans goût) [1.3]
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila  50  Ny kianteny rehetra

Teny iditra (7/8)51  fe
Sokajin-teny  52  anarana
Voambolana  53  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  54  Arbre indéterminé [1.196]

Teny iditra (8/8)55  Fe
Sokajin-teny  56  anarana (eva)
Voambolana  57  Simia
Fanazavàna teny malagasy  58  Vy. Singa mivaingana, faha-26 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy  59  Iron [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  60  Fer [3.1]
Tsanganana sy sary iray takila  61  Fisokajiana miherina

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/07