Teny iditra (1/2) | 1 tsofoka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Kianteny kely atsofoka na asisika ao anaty fototeny mba hanaovana sampanteny, ohatra -in- atsofoka ao aorian' ny f amin' ny teny hoe fidy dia ahazoana ny hoe finidy [1.1] 4 tsirinteny atsofoka ao anelanelan'ny fototeny ka mampihena na mampitombo ny heviny [1.13] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 Les principaux infixes qui entrent dans la composition des racines secondaires sont:
6 Autres infixes:
7 infixe [1.13] |
Ohatra |
8 Avy amin' ny foto-teny bata izay nasiana tsofoka "in" no tonga hoe "binata" , ka ny nobinatako dia mitovy amin' ny hoe nobataiko. [2.643] |
Voambolana |
9 Haiteny |
Tovy hevitra | 10 sisika |
Mpanahaka | 11 TOvona, TOvana, tsirinTEny, tsirinteny sara-droa |
Tsanganana sy sary iray takila |
12 Ny tsirinteny rehetra |
Teny iditra (2/2) | 13 tsofoka |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
15 Fidirana ao anatin' ny...; fandrosoana ho ao afovoan' ny... [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
16 encastrement [1.13] |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 22 atsofok, tsofako, tsofoka |
Nohavaozina tamin' ny 2022/03/31 |