Teny iditra (1/2) | 1 ambarao |
Sokajin-teny | 2 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana ambara [Fitanisana] |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.3#26] Qu'on révèle, manifeste, dit, signifie: Nambarany ny anaran’ ilay nangalatra (Il a révélé le nom de celui qui a volé) ~ Izao no ambarako aminao (Voici ce que j'ai à vous dire) |
Ohatra |
4 ambarao ny sitrakao, ka ny kanto mba idiro. [2.1022#] 5 Koa raha mba misy fantatrareo, ambarao aminay. [2.324#] |
Teny iditra (2/2) | 6 ambarao |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] [Sakalava]
Andian-drahona fotsy mitsangana erỳ avaratra andrefana mitondra rivotra |
Voambolana |
9 Haitoetrandro |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Fivaditsoratra | 31 ambaora, ambarao, Amboara, amboara |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |