| Teny iditra | 1 antsefa |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Kilalao isehoam-pahakingana amin' ny tanana izay alefa ka asandrahaka, toa mikainkona, mba hamelezana ny ankilany, izay manao toy izany koa: samy mikendry izay hahatratrarana ny an-daniny avy ny mpilalao
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a play with the hands, by which the opponents try to hurt the back of each other's hands with the finger nails.
[1.2] |
| Voambolana | 5 Kilalao |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Kamban-teny rehetra | 50 manao antsefa |
| Fivaditsoratra | antsefa, 51 fanetsa, 52 Seftàna, 53 Stefana, 54 Tafnesa |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/01/14 |
|